NuméroDébut strophe
114Afaka manaraka Anao am-piadanana izahay, ry Jesoa,
201Alao hery (Aoka isika hahery), ry sakaiza !
7Amin’ny alalan’i Jesoa Kristy no anoloranay
144Anao Izay nahatonga anay handre ny tenim-pahamarinana,
101Andriamanitra no tia antsika :  Aoka hifaly isika !
5Andriamanitra ô ! ny fitiavanao manangona anay
18Any an-danitra any, eo an-tsezafiandrianan’ny Ray,
108{Aoka hifaly isika, ry kristiana} (2),
22{Apetrakao eto anoloanay} (2), ry Jesoa,
AF 4Aza matahotra ianao
172Dia mba azo heverina ve, Andriamanitra, hoe zanaky ny vovoka,
96E ry Tompo, rehefa mieritreritra Anao aho,
34E ! ry Tompo ! Ianao Izay nanomana any an-danitra any
159E, ry Andriamanitra nampianatra anay ny fihiranan’ny firavoravoana !
90E, ry Andriamanitro, Andriamanitra Mpanafaka ahy !
200E, ry Jesoa, misento mitady Anao isanandro isanandro ny foko.
89E, ry Mpanavotra ! E, ry Fitiavana faratampony !
113Efa vonona ny toerako, any an-danitra ;
29Endre izany zara tsara avy amin’Andriamanitra !
38{Endre ! fitiavana avo indrindra !} (2)
20Endre ! mahafinaritra ny maha iray ny Fiangonanao, ry Tompo Jesoa !
48Endre, Ianao izay manana fo tia anay,
64Endre, asa lavorary mandritra ilay fitsaharana haharitra mandrakizay !
65Eny, ny fahazoana aina tsara indrindra,
184Eo am-panolorana haja ho Anao aho,
25Eo anoloan’ny sezafiandrianan’ny Ray
27Eo anoloan’ny sezafiandrianan’ny fahasoavana
189Fahasambarana toy inona anie ny mahafantatra Anao,
206Hamela Anao irery hiasa sy hanoritra ho anay ireo lalanay,
180Henoy, ry Fiangonana malala : 
16Hihira ho Anao, ry Andriamanitra fitiavana,
178Hirainay ny fitiavan’i Jesoa, fitiavana mamy sady avo indrindra.
76Ho antsika kristiana, fahasambarana toy inona anie ny ho antsika,
12Ho an’Ilay namonjy antsika anie,
47Ianao, Ilay Zanaka Lahitokana mandrakizay ao an-tratran’ny Ray,
40Ianao, ry Jesoa, ny fahasoavanao, ny hazofijalianao, ny ranao sarobidy,
140Ianao, ry Tompo, izay nanolotra ny tenanao ho sorona ho anay,
99Isaorana anie ny Tompo, Ilay Andriamanitsika sady Raintsika,
82Iza ankoatra Anao no mba ananako any an-danitra any, raha tsy Ianao, Ry Mpamonjy ahy, Mpiandry ahy, Mpitarika ahy, Sakaizan’ny foko ?
32Iza re no hankalaza, iza no afaka hahatakatra
205Jesoa no Ilay Sakaiza faratampony,
50Jesoa no Ilay namantsika lehibe indrindra.
72Mampianatra anay Ianao, ry Jesoa ! ary mampionona anay,
79Mandeha eo amin’ny fanatrehanao,
204Mankany Aminao aho, ry Jesoa, mankany amin’ilay fonenako,
15Manome ny fahasoavana sy ny voninahitra Ianao,
112Maty Jesoa, teo anelanelana jiolahy roa, niaritra fangirifiriana masina.
31Mba hamonjeny olona ratsy fanahy, Ilay Tompon’ny aina
169Mba hanandratana Anao, ry Zanaky ny Ray,
139Mba rahoviana re izahay, ry Mpamonjy mendrika hitsaohana,
110Mba rahovina re no ho hitantsika
43Miala aina {eo amin’ny hazofijaliana} (2) ny Kristy,
199Miaraka amin’i Jesoa, na aiza na aiza ! Izy irery no tohana ho ahy.
39Mibanjina Anao ao anatin’ny voninahitra izahay, ry Mpamonjy malala !
166{Miseho Jesoa} (2), mivoaka avy any an-danitra,
198Misosa tsara eo ambonin’ny rano ny lakantsika,
49Mitia Anao, ry Jesoa, mahafantatra Anao,
210Mitoera eto aminay, ry Tompo, fa efa mihamaizina ny andro ; Antomotra ny alina, ary mampitahotra anay rehetra.
1Mitsaoka Anao izahay, ry Rainay,
AF 3Mora fo sy mahatoky Andriamanitra
103Na oviana na oviana Andriamanitra tsy mba mandao
175Namangy ny tany ny lanitra, tamin’i Imanoela tonga hatratỳ amintsika.
213Namely Anao, ry Mpamonjy Malala, ny kapoky ny fahamarinana,
190Nandalo teto
102Ndao hiroso, falifaly, falifaly mandrakariva,
13Ndao isika hankalaza ny fitiavana sy ny hery ananan’ny Mpamonjy,
59Ndao isika hiray fo, hidera Ilay Andriamanitsika sady Raintsika ;
2Ndao isika hiredona fihirana masina
63Ndao isika hitoetra tsy am-patahorana, ao amin’ny valan’i Jesoa ;
75Ndao, ry rahalahy, ndao isika hihira ny fahamoram-panahy faratampony
42Nitia anay hatramin’ny fahafatesana Ianao,
142Ny Fiangonanao maneran-tany,
94Ny fitiavana mandrakizay, lalina tsy hay takarina,
117Ny hamaminao, araka ny maha Andriamanitra Anao, ry Jesoa,
55Ny vavanay manambara ny fiverenanao tsy ho ela ;
11Rehefa hitanay ny voninahitra isaloranao any an-danitra,
209Rehefa tonga eo amin’ny tanjon’ny fihazakazahako aho,
19Ry Andriamanitra fitiavana, Andriamanitry ny fahasoavana rehetra,
17Ry Jesoa Kristy, fahafenoana tsy hay ambara amin-teny,
3Ry Jesoa Mpanafaka anay,
68Ry Jesoa, avia re, mba fenoy amin’ny fitiavanao ny fanahinay,
85Ry Mpampianatra tso-po, Izay nitondra ireo fahoriako,
21Ry Mpanavotra mendrika hitsaohana,
197Ry Toeram-pitsaharana, Fonenana masina,
57Ry Tompo Jesoa, manana fitiavana lehibe indrindra Ianao,
45Ry Zanaky ny Avo indrindra, Ianao Ilay igagana !
24Ry Zanak’ondry, sorona fanonerana ota !
58Ry famirapiratana mandrakizay
14Ry famirapiratr’Andriamanitra, ry endrik’Andriamanitra lavorary,
46Ry fitiavana madio, fitiavana lalina tsy hay takarina,
186Ry fitiavan’ny Mpamonjiko, loharano miboiboika
66Ry harena tsy manan-tsahala, namana mamy tsy miovaova,
91Ry kristiana, ndao hiara-manandratra sy midera
182Ry loharanom-pahazavana sy loharanon’aina,
44Ry rindram-peon’anjely, ry antsan-kira mirindra,
107Ry zanak’Andriamanitra, aoka isika hiaina mandrakariva
137Ry zanak’Andriamanitra, taranaka voafidy,
176Tao anaty fanetrentena lalina Ianao,
84Tarihinao ny diako, ry Tompo,
77Tompo ô ! Hamasino anie ny andronay, ny fotoana izay anay ;
163Tonga Kristy, Ilay Mpamonjy maty teo amin’ny hazofijaliana,
35Toy ny zanak’ondry Ianao, nanaiky hotorotoroina noho ny fahotanay,
106Tsy hanan-java-mahory aho, na oviana na oviana,
AF 1Tsy ho ela dia ho tapitra ny fiainanay
AF 2Vady ho an’ny Zanak’Andriamanitra
211Vita. Tanteraka ny asam-pahasoavana.
51Voninahitra anie ho an’Ilay Andriamanitra lehibe sady Mpamonjy,
8Voninahitra anie ho an’Ilay Mpanavotra
4{Voninahitra ho Anao, ry Ray mandrakizay,} (2)
136Voninahitra ho an’Andriamanitra ! hery, fahefana,
23{Voninahitra ho an’Ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra !} (2)